Teny iditra alin-taona
Singan-teny alina ; taona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Precocious; premature, as of fruits. [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19