Teny iditra Aleksandra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ny azo atao hoe: isan'ny mpitari-tafika ngeza indrindra sady mpanao tetikady mahay indrindra teto an-tany. Teraka tamin'ny 356, maty tamin'ny 323 talohan'i J.K. tany Babilona [tohiny ambany] [1.10]
Ohatra Aleksandra mpanjaka, miarahaba an'i Jonatasa rahalahiny. [2.996]
Voambolana 
Mpanahaka  Aleksandria
Lahatsoratra 
unkLabel:: 

Teny iditra Aleksandra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Alexander [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Alexandre [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Aleksandro
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30