Teny iditra alahady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Andro voalohany amin'ny herinandro; tamin'ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mandevina raha misy maty fandrao mahafolaka an-dantony, fa zokinandro ny alahady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.] [1.2]
 Sunday [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le dimanche [1.3]
 Dimanche [1.8, 1.5, 1.9]
Fanazavàna teny italianina Domenica [1.18]
Fanazavàna teny alemà Sonntag: Alahady fialantsasatra (Ein erholsamer Sonntag) [1.56]
Ohatra 
1Koa tamin'io Alahady maraina io dia nahita an-dRandrianaivo tao an-tokotaniny izy. [2.324]
2Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka 
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro
Ohabolana 

Teny iditra Alahady
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy The name of the places where the markets were formerly held on that day. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Jadis, nom des marchés tenus le dimanche. [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08