Teny iditra akotso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Tanjomiolaka, fefiloha [1.78]

Teny iditra akotso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao hoe akotso tenona, na apetaka rehefa voatenona ny lamba. (Ny akotso dia miendrika tsipika mitsoriaka milahatra, ka dimy andalana no fahita matetika, roa mainty na manga andaniny avy ary mena na vony eo afovoany, nefa misy koa ny telo ary na ny tokana aza). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The border of a native cloth or lamba usually having five stripes, one red or yellow in the centre, and four blue. [1.2]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  akotso be ~ akotso dimy ~ akotso fohy ~ akotso tenona ~ akotso tokana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31