Entrée akohovavy (akoho, vavy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny vavy amin' ny akoho. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a hen [Hallanger 1973]
Explications en français poule [Hallanger 1974]
 [ akôho vavy ] [Sakalava-Mayotte] poule [Andilidine: Lexique (takila A)]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany. [Rahajarizafy: Kabary, page 17]
2Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [Dahle: Angano, page 242]
3Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 63]
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31