Teny iditra akoho amam-borona
Singan-teny akoho ; amana ; vorona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran'ny karazam-borona fiompy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Volaille [1.13]
Ohatra Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22