Teny iditra akanjo vity
Singan-teny akanjo ; vity
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A frock-coat. [Fr. vetir.] [1.2]
Ohatra Noho ny hamafiny efa tsy mitana ny endriny intsony ny akanjoko, fa mangeja ahy toy ny akanjovity; [2.996]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16