Teny iditra akanjo tsy an-tsaha
Singan-teny akanjo ; tsy ; saha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [ akanjo tsiantsaha ] Karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12