Teny iditra akanjo lava
Singan-teny akanjo ; lava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A gown, a robe, a cassock [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Habit long, robe de chambre [1.3]
Ohatra Razazavavy, dia nampihaingoin' ny akanjolava fanao an-trano vita tamin' ny landy voatenona tsy misy fangarony. [2.529]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16