Teny iditra akanjo ba
Singan-teny akanjo ; ba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Akanjo vita amin' ny ba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A knitted garment, esp. a sweater [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vêtement tricoté, spéc. un pull-over [1.8]
Ohatra 
1Namidy akanjoba ho azy 4 mianaka [2.59]
2Ary tatý aoriana manao ba lava sy kiraro ary manao betaly na lambotapaka manodidina ny valahana manarona hatreo ambany fe, dia manao akanjo mifanerana amin' ny tena na akanjoba mampiseho bika. [1.437]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16