Teny iditra |
aingitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin' ny hafa, fahasarotsarotana. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fantaisies difficiles à contenter, singularité [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
aingitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Aika [1.78]
|
|
Teny iditra |
aingitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Tsipelina hafa |
|