Teny iditra ahombiazana (omby)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Quelqu'un qu’on peut égaler ou vaincre, dont on peut obtenir quelque chose, travail dont on peut venir à bout, qu’on peut supporter, qu’on peut satisfaire [1.3]
Ohatra 
1Mijoro ho mpanome hevitra azo ahombiazana izy amin’izay [4.27]
2Hita avy hatrany anefa fa ady tsy ahombiazana ilay natao [2.472]
3Ahombiazana amin’ ny zavatra rehetra ilaina io iehilahy io (On peut obtenir de cet homme tout ce dont on a besoin) [1.3]
4Tsy ahombiazanao izany fahoriana izany (Vous ne pourrez supporter ces souffrances) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahombiazana, ahombiazako, ahombiazanao, ahombiazany, ahombiazantsika, ahombiazanay, ahombiazanareo, ahombiazan', ahombiazan-, ahombiazam-, ahombiaza-
Ny lasa : nahombiazana, nahombiazako, nahombiazanao, nahombiazany, nahombiazantsika, nahombiazanay, nahombiazanareo, nahombiazan', nahombiazan-, nahombiazam-, nahombiaza-
Ny hoavy : hahombiazana, hahombiazako, hahombiazanao, hahombiazany, hahombiazantsika, hahombiazanay, hahombiazanareo, hahombiazan', hahombiazan-, hahombiazam-, hahombiaza-
Filaza mandidy : ahombiazo
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19