Teny iditra ahina (ahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody
Karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2]
 To be cared for; to be cause for worry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8]
Ohatra 
1Ny tsy ahina no mahafaty. [2.69]
2Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahina, ahiko, ahinao, ahiny, ahintsika, ahinay, ahinareo, ahin', ahin-, ahim-, ahi-
Ny lasa : nahina, nahiko, nahinao, nahiny, nahintsika, nahinay, nahinareo, nahin', nahin-, nahim-, nahi-
Ny hoavy : hahina, hahiko, hahinao, hahiny, hahintsika, hahinay, hahinareo, hahin', hahin-, hahim-, hahi-
Filaza mandidy : ahio
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19