Teny iditra Afondriambita
Sokajin-teny anaram-poko
Ohatra 
1Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Afomarolahy nandositra ny Merina avy tany Ranomainty sy ny Afondriambita avy tany Manombo. [2.508]
2Nanohitra mafy koa Andriamanafotsiarivo sady nandray sy nandamina ny Afomarolahy voatosika avy tany Vohitsaombe sy ny Afondriambita voatosika avy tany Manombo (1860). [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31