Teny iditra afindrafindrao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Dihy malagasy saika iombonan'ny lafivalo: Ny afindrafindrao hatrany no enti-manokatra ny dihy amin'ny koranam-pifaliana [1.62]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une danse malgache [1.5]

Teny iditra afindrafindrao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanao mahazatra [1.62]
Fanazavàna teny frantsay Manières habituelles [1.5]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03