Teny iditra afeno (feno)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mameno, ainenoana: Ny rano amin' itỳ jaogy itỳ afeno ny sinibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which fills. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afeno, afenoko, afenonao, afenony, afenontsika, afenonay, afenonareo, afenon', afenon-, afenom-
Ny lasa : nafeno, nafenoko, nafenonao, nafenony, nafenontsika, nafenonay, nafenonareo, nafenon', nafenon-, nafenom-
Ny hoavy : hafeno, hafenoko, hafenonao, hafenony, hafenontsika, hafenonay, hafenonareo, hafenon', hafenon-, hafenom-
Filaza mandidy : afenoy

Teny iditra afeno (afina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afenina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19