Teny iditra afatra (fatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Jerena fatra, jerena habe: Afaro amin' ny sotro ny fanafody sotroinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be measured. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay à mesurer, qu'on mesure, qu'on paie, qu'on fait payer [1.3]
Ohatra 
1Dia afatra indray ka very sasaka: [2.48]
2Lanjaina tsara izy ireny na afatra amin'ny kapoaka vao afangaro. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afatra, afatrako, afatranao, afatrany, afaatrantsika, afatranay, afatranareo, afatran', afatrany
Ny lasa : nafatra, nafatrako, nafatranao, nafatrany, nafaatrantsika, nafatranay, nafatranareo, nafatran', nafatrany
Ny hoavy : hafatra, hafatrako, hafatranao, hafatrany, hafaatrantsika, hafatanray, hafatranareo, hafatran', hafatrany
Filaza mandidy : afaro
Ohabolana 

Teny iditra afatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Kiakiaka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A piercing cry. See dradradradra [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : afatra, afatro, afatrao, afany, afatsika, afatray, afatrareo, afatr', afa-, afatry
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19