Teny iditra | afa-nenina | |
Singan-teny | afa- (afaka) ; nenina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Nahavita izay rehetra azo atao na tokony hatao, nanao izay rehetra azo natao ka tsy manenina intsony aty aoriana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Free from regret; without painful recollections of having been neglectful of one's duty. See ala-nenina [1.2] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afa-nenina io | |
Fivaditsoratra | afa-nenina, ifanenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |