Teny iditra | adimby (dimby) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asolo: Ny zanany lahimatoa no nadimby azy. Mividiana tsofa vaovao hadimby an' itỳ [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that which takes the place of or succeeds something else [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | adimby, ambidy, mibida, midiba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |