Teny iditra adidy aman' andraikitra
Singan-teny adidy ; amana ; andraikitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Devoirs et responsabilités [1.5]
Ohatra Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen' ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08