Teny iditra adanina (adana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampandehanina moramora: Adano ny fandehan' ny fiarakodia fa mandomando izany arabe izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made slow, to be retarded, to be made unoppressive. [1.2]
 To be slowed down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on ralentit, qu'on fait lentement [1.3]
 Qu'on ralentit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adanina, adaniko, adaninao, adaniny, adanintsika, adaninay, adaninareo, adanin', adanin-, adanim-, adani-
Ny lasa : nadanina, nadaniko, nadaninao, nadaniny, nadanintsika, nadaninay, nadaninareo, nadanin', nadanin-, nadanim-, nadani-
Ny hoavy : hadanina, hadaniko, hadaninao, hadaniny, hadanintsika, hadaninay, hadaninareo, hadanin', hadanin-, hadanim-, hadani-
Filaza mandidy : adano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19