Teny iditra volobe
Singan-teny volo ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy
Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika [1.1]

Teny iditra volobe
Singan-teny volo ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (« grand bambou »). Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848. Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae). [1.196]
Anarana siantifika Cephalostachyum madagascariense, Dendrocalamus strictus
Ohatra Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany. [2.895]
Voambolana 

Teny iditra Volobe
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.5666667, 47.6166667
-20.5333333, 48.45
-18.15, 49.1833333

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25