Teny iditra variraiventy
Singan-teny vary ; iray ; venty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le poid d'un grain de riz
La sept-cent-vingtième partie de la piastre
Très peu, une minime partie, un rien [1.3]
Ohatra 
1ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48]
2nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587]
Voambolana 
Zanakanarana Ny Variraiventy farany (Andriamalala Emilson Daniel)
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24