Teny iditra manambolo (ambolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamantatra zavatra iray amin' ny fofona, maka fofona: Mahay manambolo sokina ve io alikanao io? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Flairer, sentir une odeur, lever la piste [1.3]
Ohatra ny fiteny heno matetika koa dia manambolo. [2.313]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manambolo
Ny lasa : nanambolo
Ny hoavy : hanambolo
Filaza mandidy : manamboloa
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Teny iditra Manambolo (anana, volo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.8833333, 46.85
-19.4, 48.9166667
-18.7833333, 49.1166667
-18.3833333, 49.2666667
-15.2833333, 49.7

Teny iditra Manambolo (anana, volo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ony. 240 km. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Fleuve du versant ouest, formé par la confluence de l'Ampasindava et de la Kotay au sud du mont Betavo (1.432 m.), traverse les sous-préfectures de Tsiroanomandidy, d'Ankavandra et d'Antsalova, et se jette dans la mer par un delta dans le canal de Mozambique. Il reçoit sur sa rive droite la Tsiahiraka, la Sahagoma, la Besaly, la Bepoaka, la Bebao, la Manambolomaty, la Berano, la Menonja et l'Antarihy, sur sa rive gauche l'Andriakely, la Bemandry, la Kiranobe, l'Androtra, l'Andranomavobe, l'Itondry, la Bepiha et la Mahilambo. En traversant le plateau du Bemaraha, il forme de pittoresques gorges. [1.11]
Ohatra Menabe no ato atsimo, hatreo Mangoky ka hatreo Manambolo. [2.508]
Voambolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/15