Teny iditra | Bokin > boky | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A book [1.2, 1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Livre [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Zanakanarana | |||
Ny fihaviany | Anglisy: book. | ||
Lahatsoratra | Randzavola: boky ao amin' ny Baiboly | ||
Sary | |||
Teny iditra | Bokin > boky | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Votry, tranombitsika [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||
Teny iditra | Bokin > boky | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Biby mampinono mpamono voalavo [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | boky boky [2.504] | ||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||
Tovy hevitra | boky boky | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | Bokin > boky | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Anaram-borona, sadakely [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Fivaditsoratra | biko, boky, kibo |
Teny iditra | Bokin > vokina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Enjambée, faîtage [1.19] | |
Fivaditsoratra | kivona, vakony, vankio, vokina |