Teny iditra Anganon > angano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà
Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ
Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [1.1]
 Tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A fable [1.2, 1.7]
 A tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Conte [1.3, 1.8, 1.54, 1.13]
 Fable [1.3, 1.8]
 Farce, historiette [1.3]
 Enjolivements, superfétation [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Angano aman-tantara (Rabenandrasana Lalao François)
Anganon' i dadatoa (Rabenandrasana Lalao François)
Anganon'ny Ntaolo
Mpanahaka  anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra Anganon > angano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Fanafintohinana [1.78]
 Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Trouble, calamity [1.2]
 A calamity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Malheur [1.3, 1.8]
 Calamité [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra Anganon > angano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [1.3]

Teny iditra Anganon > angano (angana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana anganina [fitanisana]

Teny iditra Anganon > angano (gana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anganana [fitanisana]

Fivaditsoratra 