Teny iditra Andramasina
Singan-teny ra ; masina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Chef-lieu de sous-préfecture à 40 km. au sud de ... Tananarive ..., situé sur la Sisaony ... Intérêt touristique: la chute de la Sisaony aux portes même de la ville, surplombées d'un bosquet de végétations exhubérantes et sauvages; le lac d' Ambohimanjaka, à 3 km. au nord d' Andramasina, d'où l'on jouit d'une vue panoramique de la Sisaony; le barrage de Tsiazompaniry, à 42 km. d' Andramasina. [1.11]
Ohatra Andramasina aty andrefan' Antananarivokely, nomen' Andrianampoinimerina an' Andriantsolo zazamarolahy. [2.48]
Voambolana 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Fangi-bolantany -19.1869, 47.5897
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/23