Teny iditra | Ambohidrabiby (vohitra, ra-, biby) | |||||||||||
Singan-teny | vohitra ; biby | |||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10] | |||||||||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |||||||||||
Mpanahaka | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |||||||||||
Fangi-bolantany | -18.7666667, 47.6 | |||||||||||
Sary | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/05/23 |