Entrée |
Ambohibeloma
(vohitra, velona)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Toponymie | vohitra,
velona |
|
Entrée |
Ambohibeloma
(vohitra, velona)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Définition malgache | [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra andrefan' ny renirano Ombifotsy.
Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony.
Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... [Ravelojaona 1937]
|
Vocabulaire |
Toponymie | vohitra,
velona |
|
Entrée |
Ambohibeloma
(vohitra, velona)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Définition malgache | Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... [Ravelojaona 1937]
|
Vocabulaire |
Toponymie | vohitra,
velona |
|