Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : valabalaka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Valabalaka hoatry ny andevolahy homan-goaika. [2.415 #602]
Valabalaka, ohatra ny andevolahy homan-goaika. [2.653] Valabalaka sahala amin' ny ankizilahy homan-goaika. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Las comme un esclave qui mange du corbeau. [2.415 #602] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' une grande fatigue. [2.415 #602] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||