Fizahan-teny

Ohabolana : valabalaka

Ohabolana 1Valabalaka hoatry ny andevolahy homan-goaika. [2.415 #602]
Valabalaka, ohatra ny andevolahy homan-goaika. [2.653]
Valabalaka sahala amin' ny ankizilahy homan-goaika. [2.558]
Dikanteny frantsayLas comme un esclave qui mange du corbeau. [2.415 #602]
Fanazavana frantsaySe disait d' une grande fatigue. [2.415 #602]

Fizahan-teny