Index

Proverbes : tora-kovitra

Proverbe Ady varotry ny mananontena, ka raikitra vao tora-kovitra. [Rinara 1974]
Varotry ny manano tena ka raikitra vao tora-kovitra. [Rajemisa 1985 #810]
Interprétation malgache Enti-milaza ny ahiahy aorian' ny fanapahan-kevitra iray izay noraisina. [Rajemisa 1985 #810]

Proverbe Valam-paria tsara hatsaka : na kely aza, mitety tora-kovitra ihany. [Cousins 1885]
Valam-parihy tsara hatsaka, ka na ny kely aza mitety tora-kovitra ihany. [Houlder 1895 #1686]
Valam-parihy tsara hatsaka : na ny kely aza mitety mihovitra ihany. [Rinara 1974 #4845]
Traduction française Une bordure (entre deux rizières) trop bien coupée: même les petits qui y passent ne le font pas sans trembler. [Houlder 1895]
Interprétation française Cette bordure, servant aussi de sentier, a été trop coupée, par avarice peut-être, et elle est devenue trop étroite; il y a danger de tomber dans la rizière, d' un côté ou de l' autre. [Houlder 1895]

Index