Fizahan-teny

Ohabolana : tody

Ohabolana 1Aza homehy lavo, fa ny tody tsy misy, fa ny atao no miverina. [2.165 #1718, 2.415 #2690, 2.653 #387]
Aza homehy lavo : ny tody tsy misy, fa ny atao no miverina. [2.974 #10]
Dikanteny frantsayNe riez pas d’une chute : à défaut de représailles, il vous arrivera la même aventure. [2.974 #10]
Ne vous moquez pas de celui qui tombe, car même s' il ne se venge pas, Dieu le vengera et le mal que vous aurez fait, retombera sur vous. [2.415 #2690]
Ne vous moquez pas de quelqu' un qui est tombé: il n' y a pas de vengeance (force occulte), mais ce qu' on fait retombe sur vous. [2.165]
Fanazavana frantsayEt si vous tombez, ce qui peut vous arriver à vous aussi, on se moquera aussi de vous. [2.165]

Ohabolana 2Ny tody misy, ny atao koa miverin-drahateo. [2.415 #46]
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. [2.974 #479]
Dikanteny frantsayA défaut de vengeance, le mal retourne sur son auteur. [2.974 #479]
On est puni par où on a péché. [2.415 #2704]

Ohabolana 3Ny tsiny azo sorohina, fa ny tody tsy misy fanafana. [1.1]
Ny tsiny no azo alana fa ny tody tsy misy fanafana. [2.558 #215]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa ny tsiny dia azo alana raha mis-la tsiny ianao, fa ny tody kosa tsy maintsy mihatra satria, noho ny mahavalin' ny ratsy natao azy, dia tsy azo sakanana izy, toy ny ako tsy maintsy mamerina ny feo. [1.1]

Ohabolana 4Olona tsy mataho-tody aman' angatra. [2.415 #3057]
Dikanteny frantsayC' est une personne qui ne craint pas que les esprits se vengent de sa mauvaise conduite. [2.415 #3057]
Fanazavana frantsayUn éhonté, un cynique. [2.415 #3057]

Ohabolana 5Papango maty, vorom-boafandrika; mataho-tody aho, fa vorom-boavono. [2.165 #1051]
Dikanteny frantsayUn milan mort, un oiseau pris au piège; je crains (pour vous, qui m' avez fait du mal) le châtiment, car je suis un oiseau tué. [2.165]

Ohabolana 6Tsy leo entin-tody. [2.415 #6441]
Dikanteny frantsayMal dont on ne voudrait pas subir les conséquences, ou dont les conséquences sont insupportables. [2.415 #6441]
Fanazavana frantsayLes parents répétaient cette expression aux enfants qui les maltraitaient. [2.415 #6441]

Fizahan-teny