Fizahan-teny

Ohabolana : takariva

Ohabolana 1Ny andraso andraso manariva ny mody. [1.1]
Ny takariva no mahatonga ny alina; ny sangy mahery no mahatonga ny ady ; ny "andraso kely" no mahariva ny andro; ny hadino no mahavery ny entana. [2.415 #6244, 2.653 #2422]
Ny takariva no mahatonga ny alina, ny sangy no miteraka ny ady, ny andraso kely no mahariva ny andro ary ny hadinodino no mahavery ny entana. [2.558]
Fanazavana malagasyNy hataka andro lava, ny fampiandrasana ary ny fiolakolahana dia mahatonga ho tratra hariva nony hody (tokony hotsorina izay fanapahankevitra raisina). [1.1]
Dikanteny frantsayLe crépuscule amène la nuit ; la plaisanterie trop forte engendre les disputes; le attendez un peu, retarde jusqu' au soir; l' oubli fait perdre les paquets. [2.415 #6244]
Le soir appelle la nuit ; les familiarités excessives engendrent les querelles ; les fréquents délais épuisent la journée ; les oublis causent la perte des bagages. [2.974 #274]
Fanazavana frantsayUne petite cause a de grands effets. [2.415 #6244]

Ohabolana 2Ny voalavo no mahazo homana entana, ny jiro no maty takariva. [2.415 #4312, 2.653 #2483]
Dikanteny frantsaySi les rats peuvent ronger les paquets, c' est que la chandelle est éteinte dès la tombée de la nuit. [2.415 #4312]
Fanazavana frantsayIl faut prendre ses précautions contre les voleurs. [2.415 #4312]

Fizahan-teny