Fizahan-teny

Ohabolana : nofy

Ohabolana 1Aza asiana nofin' ny lahy, ka tsara, ary ny nofin' ny vavy hampidi-doza. [2.558 #372]
Aza asiana nofin' ny lahy sy nofin' ny vavy. [2.415 #266, 2.653 #334]
Dikanteny frantsayQu'il n' y ait point rêve du mari et rêve de la femme. [2.415 #266]
Fanazavana frantsayIl doit y avoir entente entre les époux. [2.415 #266]

Fizahan-teny