Fizahan-teny

Ohabolana : mpandeha

Ohabolana 1Aiza hianao no hahita izay mpantsaka tsy mba ho lena? ary aiza hianao no hahita izay mpisoron' afo tsy mba ho tsemboka? ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra? [2.415 #1603]
Dikanteny frantsayOù trouverez-vous un porteur d' eau qui ne se mouille pas, un allumeur de feu qui ne soit pas en sueur, un marcheur qui ne soit pas fatigué? [2.415 #1603]
Fanazavana frantsayCes paroles disaient la certitude qu'une chose arriverait ; les jeunes gens s'en servaient pour dire à une jeune fille qu' elle finirait par se laisser prendre aux sollicitations. [2.415 #1603]

Ohabolana 2Moa ny somisi-tanana dia mpanokona ary ny mpandeha maro mpanao be hariva? [2.558]
Moa ny somisi-tanana dia mpanokona ? Moa ny mpandeha maromaro dia mpanao behariva ? [2.415 #1667, 2.653 #1931]
Dikanteny frantsayEst-on cuisinier, parce qu'on a la peau des mains qui s' écaille et se soulève? appartient-on à une bande de détrousseurs de nuit, parce qu' on va en bandes nombreuses? [2.415 #1667]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas se fier aux apparences. [2.415 #1668]

Fizahan-teny