Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes : mitsipaka | ||||||||||||||||||||||
Proverbe | Bibilava vonoina, ka tsy tongotra hitsipaka, tsy tanana handrangotra, tsy vava hiteny, fa todin' aina no andrasana. [Rinara 1974]
Bibilava vonono : tsy manan-tanana hamaly izy, fa Andriamanitra no andrasana. [Veyrières 1913 #22] Bibilava vonono : tsy Bibilava vonono, tsy tanana hamely, tsy tongotra hitsipaka fa Andriamanitra no andrasana. [Rajemisa 1985] Bibilava vonono: tsy Bibilava vonono: tsy tongotra hitsipaka, tsy tanana handrangotra, fa Andriamanitra no andrasana. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Entimilaza ny fisian' ny tody, na koa ny fomban' Andriamanitra an' ireo malemy sy osa, izay tsy manan-kanoherana ireo mpanao tsindry hazo lena na kely tsy mba mamindro. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny olona osa na madinika na mahantra izay tsy mba afaka hamaly amin' ny herin' ny tenany raha misy mamely azy fa Andriamanitra no antenainy hamaly izay mampahory azy. [Rajemisa 1985] Marina ka mamaly ny ratsy sy ny tsara. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Un serpent qu' on tue : il n' a pas de mains pour se défendre, mais il compte sur Dieu. [Veyrières 1913 #22] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Ce proverbe s' appliquait aux petits et aux faibles qui souffrent des oppressions : ils attendent que Dieu leur fasse justice. [Veyrières 1913 #22] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Lava hadalana hoatry ny valalan' amboa : kely mitsipika, lehibe mandady. [Veyrières 1913 #2082]
Lava hadalana ohatra ny valalan' amboa: kely mitsipaka, lehibe mandady. [Rajemisa 1985] Lava hadalana, ohatra ny valalan’ amboa: kely mitsipika, lehibe mandady. [Cousins 1885] Lava hadalana tahaka ny valalan' amboa : kely mitsipika, lehibe mandady. [Rinara 1974 #120] | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Ny adala iray trano na ny samy adala tsy misy mpananatra. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | D' une éternelle sottise comme les sauterelles qu' on appelle sauterelles de chiens : petites elles sautillent, devenues grandes elles rampent. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des gens lourdauds et peu débrouillards. [Veyrières 1913 #2082] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Mitsipaka anabavy mahafaty tanora. [Veyrières 1913 #1152] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | L'homme qui frappe sa soeur, mourra à bref délai. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Cette action était considérée comme une grande méchanceté et devait attirer les foudres du ciel. [Veyrières 1913 #1152] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |