Fizahan-teny

Ohabolana : mipoaka

Ohabolana 1Fehy tafik' Andrianalinalina : tsy basy mipoaka, tsy ra mandriaka, ka fatin' olona koa eran-tany. [2.415 #418]
Dikanteny frantsayConduire l' armée à la manière d' Andrianalinalina : les fusils ne partent pas, le sang ne coule pas, et cependant la terre est jonchée de cadavres. [2.415 #418]
Fanazavana frantsayLe chef Andrianalinalina administrait le tanguin à ses soldats qui mouraient empoisonnés. Se disait des chefs qui traitaient mal leurs soldats. [2.415 #418]

Ohabolana 2Ohatra ny hoditra atono, may vao mipaoka ny lavenona. [2.653]
Ohatra ny hoditra atono, may vao mipoaka. [2.558]

Ohabolana 3Raha mipoaka ny tafondro. [2.415 #6599]
Dikanteny frantsayA l' heure où l' on fait partir le canon de Tananarive : vers dix heures du soir. [2.415 #6599]

Fizahan-teny