Fizahan-teny

Ohabolana : mihira

Ohabolana 1Aza matoky takona ka mihira kary antoandro. [2.558 #708]

Ohabolana 2Mihanta tsy aman-tsasaka, ka mihira fen' androngo. [2.415 #1657]
Dikanteny frantsayCapricieux et exigeant, on s' amuse avec une cuisse de lézard. [2.415 #1657]

Fizahan-teny