Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes : fo | ||||||||||||||||||||||
Proverbe | Andevolahy mamahy reniomby, ka mamindra fo, fa samy haren' olona : ny omby "aza mifidy vilona", ny andevo "aza maka ny ratsy". [Veyrières 1913 #511]
Andevolahy mamahy reniomby, ka mifamindra fo, fa samy haren’ olona: ny omby aza mifidy vilona, ny andevolahy aza maka ny ratsy. [Cousins 1885 #180] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Esclave engraissant une vache : il faut qu' ils aient pitié l' un de l' autre, puisque tous deux sont des biens d' autrui ; que la vache ne choisisse pas l'herbe, que l'esclave ne ramasse pas d' herbe mauvaise. [Veyrières 1913 #511] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Les malheureux doivent s' entendre et s' entraider. [Veyrières 1913 #511] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Atsipy ny tady eny | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza fa ny olon-kendry dia mora mahazo ny teny atao aminy, na fananarana izany na torohevitra. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Fantaro ny Ny am-pon’ ny siny mangatsiaka, fa ny am-pon’ ny vilany mafana. [Cousins 1885 #2149] Ny am-pon' ny siny mangatsiaka, fa ny am-pon' ny vilany mahamay. [Rinara 1974 #2864] Ny ao am-pon' ny siny mangatsiaka, fa ny ao am-pon' ny vilany mahamay. [Houlder 1895] Ny ao am-pon' ny siny mangatsiaka, ny ao Ny ao am-pon' ny vilany mahamay, ny ao | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza ny fahasamihafan' ny toetran' ny olona na ny toetran' ny zavatra. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny fahasamihafan' ny zavatra na dia mitovitovy ety ivelany aza, arakaraka ny toetra nikendrena azy na ny asa iandraiketany avy. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Ce qui est dans la cruche est froid, mais ce qui est dans la marmite est chaud. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Pourtant les deux sont en argile. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Tsy mba ny ambiaty mahita ny ao am-pon' ny lanitra. [Veyrières 1913 #3152, Rinara 1974 #4547, Cousins 1885 #3389] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Je ne suis pas l' arbuste ambiaty qui voit au sein du ciel et dont la floraison annonce le printemps. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Le sens est qu' on ne sait pas. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Vanja nafahan-tafondro, ka maty am-pon' ny ngetroka (setroka). [Houlder 1895 #2210]
Vanja nafahan-tafondro : maty am-pon' ny ngetroka. [Veyrières 1913 #742, Rinara 1974 #4851, Cousins 1885 #3607] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | De la poudre dont on avait chargé un canon: elle est morte au milieu de la noirceur (ou: fumée). [Houlder 1895]
Poudre avec laquelle on a chargé le canon : elle meurt dans le coeur d' un grand noir. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des petits, exploités par les grands. [Veyrières 1913 #742] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |