Fizahan-teny

Ohabolana : fara

Ohabolana 1Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara. [2.415 #4106]
Dikanteny frantsayNous vous saluons, vous à qui Dieu a donné un successeur. [2.415 #4106]
Fanazavana frantsayFormule de félicitations à une famille à l'occasion de la naissance d' un enfant. [2.415]

Ohabolana 2Arahabao ny mpandalo, fa tsy fantatra izay ho fara rafozana. [2.415 #2687]
Dikanteny frantsaySaluez ceux que vous rencontrez sur votre chemin, car vous ne savez pas en définitive qui sera un jour votre beau-père ou votre belle-mère. [2.415 #2687]
Fanazavana frantsaySe disait des vicissitudes de la vie et de l' inconstance de la fortune. [2.415 #2689]

Ohabolana 3Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy fantatra izay hanao kambana. [2.558 #433, 1.1]
Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy hita izay ho fara harena. [2.415 #2689]
Fanazavana malagasyAoka tsy hanao tsinontsinona ny kely sy ny madinika fa mety ho izy ireny aza no hahitan-tsoa. [1.1]
Aoka tsy hatao tsinontsinona ny olona na zavatra heverina ho kely na madinika, fa mety ho ireny no hahitan-tsoa. [1.1]
Entimilaza fa tsy tokony hatao tsinontsinona ireo jerena toa kelikely na mavomavo fa mety ho izy ireny no hahavita zavatra. [1.1]
Dikanteny frantsayNe repoussez pas les brebis chétives, car vous ne savez pas en définitive quel sera votre dernier bien et ce que vous aurez pour dernière ressource. [2.415 #2689]
Fanazavana frantsaySe disait des vicissitudes de la vie et de l'inconstance de la fortune. [2.415 #2689]

Ohabolana 4Fara aman-dimby irina ho mandrakizay. [2.415 #1192]
Dikanteny frantsayLes parents désirent avoir des héritiers et successeurs qui les perpétuent. [2.415 #1192]
Fanazavana frantsayCes paroles se disaient comme motif du mariage. [2.415 #1192]

Ohabolana 5"Fara fahitana izao" , hoy ilay voa bala amin' ny masony. [2.165 #2050]
Fara fahitana izao," hoy ilay voa basy amy ny masony. [2.653 #932]
"Fara fahitana izao" hoy ilay voa basy amin' ny masony. [2.415 #2787]
Dikanteny frantsayC' est pour la dernière fois que je vois, dit celui qui a reçu un coup de fusil dans l' oeil. [2.415]
"J' ai fini d' y voir" , dit celui qui vient de recevoir une balle dans l' œil. [2.165 #2050]
Fanazavana frantsayAnalogue au français : voir trente-six chandelles. [2.415 #2787]

Ohabolana 6Fara gilasy. [2.415 #2492]
Dikanteny frantsayLa lie du peuple, c' est comme les dernières gouttes adhérentes au verre. [2.415 #2492]

Ohabolana 7Fara haingo. [2.415 #2424]
Dikanteny frantsayC est le dernier mot de la parure. [2.415 #2424]
Fanazavana frantsayCette expression se disait d' une parure extraordinaire. [2.415 #2424]

Ohabolana 8Fara valala. [2.415 #3106]
Dikanteny frantsayCe qui vient trop tard, c'est comme les dernières sauterelles. [2.415 #3106]
Fanazavana frantsayHors de saison. [2.415 #3106]

Ohabolana 9Ny ditra mahafaty, ary ny ratsy atao mahakizo fara. [2.415 #3046]
Dikanteny frantsayLe mauvais caractère fait mourir et les mauvaises actions éteignent la postérité. [2.415 #3046]
Fanazavana frantsayTôt ou tard les mauvaises actions sont punies. [2.415 #3046]

Ohabolana 10Ny ho fara, ny ho dimby mandrakizay no angatahina. [2.415 #1222]
Dikanteny frantsayCe que je demande c' est d' avoir des continuateurs, des successeurs. [2.415 #1222]
Fanazavana frantsayFormule employée dans les discours de demande en mariage. [2.415 #1222]

Ohabolana 11Raha misorona andriana mahakizo fara : andriana tsy ialan-kaforo kosa tsy masina. [2.415 #392]
Dikanteny frantsayCacher la vérité au souverain, c' est attirer la ruine : un souverain auquel on ne sacrifie pas ses forces et sa vie, n' est pour ainsi dire pas encore sacré. [2.415 #392]
Fanazavana frantsayDieu ne bénit pas les gens qui ne savent pas se dévouer au souverain. [2.415 #392]

Ohabolana 12Tsara Ramatoa, tsara Raivo, fa i Fara manan-tombo kokoa. [2.558 #4412]

Fizahan-teny