Fizahan-teny

Ohabolana : bobo

Ohabolana 1Aza miovaova: ka anio ho ondry bobo, ary rahampitso ho mena loha. [2.165]
Dikanteny frantsayNe soyez pas changeant: aujourd' hui un mouton à tête blanche et demain un mouton à tête rouge. [2.165]

Ohabolana 2Fotsy tsy miohatra ny bobo, ody fitia tsy miohatra ny vola. [2.558]
Ny fotsy tsy miohatra ny bobo, ary ody fitia tsy miohatra ny vola. [2.165, 2.415]
Dikanteny frantsayRien n' est plus blanc que le blanc, et aucun philtre d'amour ne dépasse l' argent. [2.415 #2221]
Rien n' est plus blanc que le blanc pur, et aucun philtre d' amour ne surpasse l' argent. [2.165 #741]

Ohabolana 3Raha fotsy noho ny Vazaha, bobo; ary raha ody fitia miohatra noho ny vola, mosavy. [2.653, 2.415]
Raha fotsy noho ny vazaha : bobo; ny ody fitia miohatra ny vola : mosavy. [2.558]
Dikanteny frantsayUn homme plus blanc qu' un Européen, c' est un albinos ; un philtre ou talisman d' amour qui est plus fort que l' argent, c' est un sortilège. [2.415 #16]
Fanazavana frantsayLe sens général est un sens d'excès. [2.415]

Fizahan-teny