Fizahan-teny

Ohabolana : bararata

Ohabolana 1Bararatan' i Nanja : raha tsy pararetin' ny mamba dia pararetin' ny voay. [2.558 #848]
Bararatan' Inanja : raha tsy pararetin' ny mamba, pararetin' ny voay. [2.415 #709, 2.653]
Dikanteny frantsayRoseaux de Nanja : s' ils ne sont pas agités par les crocodiles, ils le sont par les caïmans. [2.415 #709]
Fanazavana frantsayLe peuple est exploité tantôt par un chef et tantôt par un autre. [2.415 #709]

Fizahan-teny