Fizahan-teny

Ohabolana : bakobako

Ohabolana 1Bakobako miharo amin' angatra; niharo ñy raha samby raha. [2.165]
Bakobako niharo amin’ angatra : niharo ny raha samy raha. [1.147 #B2]
Fanazavana malagasyBakobako niharo amin' angatra, tafaharo samy loza. [2.165]

Fizahan-teny