Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : atontona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Antitra natonton' olona, ka zara raha nahatana ny ainy. [2.558 #295]
Antitra natonton’ olona : zara raha mahatana ny ainy. [2.415 #1804, 2.653 #248] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieillard qu' on se met à frapper : heureux pour lui s' il garde la vie. [2.415 #1804] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui étaient sans défense. [2.415 #1804] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Sasa lamba malemy be tseroka : atontona mafy, atahoran- Sasa-lamba malemy be tseroka : atontona mafy atahoran- | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Tsokan’ omby mahian’ Ivonizongo: atontona, tsy mandeha; trohina, mamahana; nefa raha tazanina, toa hirotsaka ihany. [2.653]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha, trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [2.558 #4470] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||