Index

Proverbes : arivo

Proverbe 1Arivo tatatra, zato renirano; faran' ny rano Ikopa ihany. [2.165 #456, 2.653]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Ikopa ihany no farany. [2.974 #165]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Matsiatra ihany no farany. [2.974 #165]
Renirano zato, tatatra arivo, fa Ikopa ihany no farany. [2.558]
Renirano zato, tatatra arivo: Ikopa ihany no farany. [2.653]
Tatatra zato, sakelidrano arivo, faran' ny rano any Matsiatra. [2.558 #4113, 2.653 #3048]
Traduction françaiseMille canaux, cent rivières: leur fin à tous est l' Ikopa. [2.165]
Interprétation françaiseLe mensonge finit toujours par être dévoilé. [2.165]

Proverbe 2Arivo teny, zato kabary: faran’ ny teny ifanatrehana. [2.653, 2.165]
Traduction françaiseCent discours, mille paroles; la confrontation mettra fin aux disputes. [2.165]

Proverbe 3Arivo vavy iray tanàna tsy mifandrandrana, toy ny zozoro. [2.653, 2.415]
Ny zozoro no maro vavy tsy mifandrandrana. [2.558 #3386]
Traduction françaiseMille femmes qui sont dans le même village et qui ne s' aident pas à tresser leurs cheveux, c' est comme les joncs qui eux aussi ont une touffe sur la tête et ne s'entraident pas. [2.415 #1752]
Interprétation françaiseIl faut s'entraider. [2.415 #1752]

Proverbe 4Aza atao omby tokana manaraka ny arivo. [2.558 #33]
Aza manao omby tokana manaraka ny arivo. [2.165 #273, 2.415 #5979]
Traduction françaiseNe faites pas comme le boeuf qui suit mille boeufs. [2.415]
Ne soyez pas comme un bœuf qui en suit mille. [2.165 #273]
Interprétation françaiseAyez du caractère. [2.415 #5979]

Proverbe 5Aza manao karazan' amboa : zato lahy tsy midina an-kosy, arivo vavy tsy mitam-body ketsa. [2.415 #3900, 2.558 #530, 2.653 #472]
Traduction françaiseNe vivez pas à la manière des chiens : cent mâles ne descendent pas dans la boue pour écraser les mottes de terre ; mille femelles ne touchent pas les racines des plants de riz. [2.415]
Interprétation françaiseNe soyez pas paresseux. [2.415 #3900]

Proverbe 6Basy jala fito : tsy azoñi ty latsa, tsy ahoañi ty pañarivo. [1.68]
Basi-na ariary fito: tsy takatry ny ory, tsy tian' ny mpanana. [1.1]
Basin' ariary fito : sady tsy tian' ny mpanana no tsy takatry ny ory. [2.558 #850]
Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny mahahelo. [1.1]
Basin’ ariary fito: tsy tian’ ny mpanana, tsy takatry ny malahelo. [2.653]
Salasala ohatra ny basin' ariary fito: tsy takatry ny malahelo, tsy tian' ny mpanana. [2.165]
Traduction françaiseDouteux comme un fusil de sept piastres: les pauvres ne peuvent l' acheter, les riches ne l' aiment pas. [2.165]
Un fusil à trente-cinq FMG : ceux qui sont pauvres ne peuvent l'acquérir, les riches le dédaignent. [1.68]

Proverbe 7Boka mitoraka alahamady : tsy mitady izay ho arivo tratry ny taona, fa izay hahamando ny tenda. [2.558 #927]
Boka mitoraka volana Alahamady : tsy mitady ny ho arivo tratry ny taona, fa izay hahamando ny tratra ihany. [2.415 #1974, 2.653]
Traduction françaiseLépreux qui jette quelque chose au destin d' Alahamady : il ne cherche pas à obtenir une longue vie mais seulement quelque bien être. [2.415 #1974]
Interprétation françaiseSe disait des malheureux ; le destin d' Alahamady était un bon destin. [2.415 #1974]

Proverbe 8Haba zato, haba arivo. [2.415 #4128]
Traduction françaisePuisses-tu en avoir cent, mille. [2.415 #4128]
Interprétation françaiseSouhait fait aux enfants quand on leur donne le bracelet ; le sens est : sois riche. [2.415 #4128]

Proverbe 9Ho arivo tratry ny taona, tsy hisara-mianakavy. [2.415 #4133]
Traduction françaiseQue nous ayons de longues années, que la mort ne nous sépare pas. [2.415 #4133]
Interprétation françaiseSouhait fait à la nouvelle année. [2.415 #4133]

Proverbe 10Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.415 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [2.558]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka mitsidik’ andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.653 #1174]
Traduction françaiseCet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [2.415 #3109]
Interprétation françaiseMarche du soleil. [2.415 #3109]

Proverbe 11Lasiray sy arivo ny toerana : ny lasiray dila fa ny arivo mbola ho avy. [1.147 #L33]

Proverbe 12Mamoaka omby zato, miandry omby arivo, ka ny mania no betsaka. [2.558 #1952]
Mamoaka omby zato, miandry omby arivo, ka tsy ilaozan’ izay hafa soratra. [2.415 #2201, 2.653]
Mamoaka omby zato, miandry omby arivo : ny mania no be noho ny tonga ; mitari-drano an-kilahila : ny mitobaka no be noho ny mizotra. [2.415 #3349, 2.653 #1478]
Mamoaka omby zato, miandry ondry arivo: ny mania no be noho ny tonga. [2.165 #1206]
Miandry ondry zato, miambina omby arivo, ka tsy ilaozan' izay mania. [2.165 #149, 2.415 #1656]
Miandry ondry zato, miandry omby arivo, ka tsy ilazaon' izay hania. [2.558 #146]
Traduction françaiseConduire cent bœufs, faire paître mille moutons: ceux qui errent à droite et à gauche sont plus nombreux que ceux qui arrivent tout droit. [2.165]
Garder cent moutons, faire paître mille boeufs, il y en a toujours qui s' égarent. [2.415 #1656]
Quand on fait sortir du parc cent boeufs, quand on fait paître mille boeufs, dans un tel nombre il ne manquera pas de boeufs de couleurs diverses. [2.415]
Quand on fait sortir du parc cent boeufs, quand on garde mille boeufs, ceux qui s' égarent sont plus nombreux que ceux qui rentrent; quand on canalise l' eau pour la conduire sur le versant d' une colline, il s' en perd plus qu' il n' en arrive par la conduite. [2.415]
Quand on garde cent moutons et qu' on fait paître mille bœufs, il y en a toujours qui s' égarent. [2.165]
Interprétation françaiseCe proverbe se disait de la variété qui est inévitable ; autre sens : il est impossible qu' il n'y ait pas des méchants. [2.415 #2201]
Ce proverbe s' emploie en parlant d' un travail ou d' une affaire difficiles. [2.165]
Se disait des biens qui se perdent en route, dans un procès, ou autrement. [2.415 #3349]

Proverbe 13Mandrafitra arivo ohatra ny fanantana. [2.653, 2.558]

Proverbe 14Ny arivo lahy tsy maty indray andro. [2.165 #2098, 2.653 #2181]
Traduction françaiseUn millier d' hommes ne meurent pas tous en un jour. [2.165 #2098]

Proverbe 15Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana arivo. [2.165]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana ny arivo. [2.653 #2712]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahatana arivo. [2.558 #3657, 1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny fitia mifamaly: raha soa no ataon-dRahavana, mba betsaka koa no mety ho vitako aminy. [1.1]
Traduction françaiseSi mes amis me font du bien, je puis défendre seul le fossé circulaire, et deux hommes arrêteront mille ennemis. [2.165]

Proverbe 16Teny zato, kabary arivo; fa iray ihany no marina. [2.165 #454]
Teny zato, kabary arivo, tokana ihany ny marina []
Traduction françaiseCent paroles, mille discours; un seul est vrai. [2.165 #454]

Proverbe 17Zato iray alinalina; arivo iray hetsihetsy. [2.653 #3766]
Zato iray alinalina, arivo iray hetsihetsy, mora lazaim-bava fa tsy araky ny tanana kiraina. [2.558]

Index