Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes : aramy | ||||||||||||||||||||||
Proverbe | Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Tsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |