Fizahan-teny

Ohabolana : apetrapetraka

Ohabolana 1Toy ny lamban-jaza : tsy raisina, fa apetrapetraka, kanefa raha raisin' ny olona itomaniana. [2.558]
Toy ny lamban-jaza : tsy raisina, tsy apetrapetraka, kanefa raha raisin’ ny olona, itomaniana. [2.415 #1539, 2.653]
Toy ny lamban-jaza : tsy raisina, tsy apetrapetraka, kanefa raha raisin’ ny olona, taniana. [2.415 #1539, 2.653]
Dikanteny frantsayC' est comme le lamba d' un enfant : il ne le prend pas, il ne le dépose pas, mais si quelqu' un y touche, il le pleure. [2.415 #1539]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui ne jouissent pas de ce qu'ils ont, mais le gardent avec jalousie. [2.415 #1539]

Fizahan-teny