Fizahan-teny

Ohabolana : angady mondro

Ohabolana 1Angady mondro nihadian-tany, ka midofoka ihany, fa tsy mety latsaka. [2.415 #5429]
Angady mondro nihadian-tany: midofitra ihany fa tsy mety latsaka. [2.165 #2169]
Angady mondro nihadian-tany : mifototra ihany, fa tsy mety latsaka. [2.415 #3654]
Angady mondro nihadian-tany : teo ihany fa tsy latsaka. [2.558]
Angady mondro nihadian-tany : teo ihany fa tsy nievotra. [2.558]
Dikanteny frantsayBêche usée dont on se sert pour creuser la terre, elle donne des coups, mais elle ne pénètre plus dans la terre. [2.415 #5429]
Bêche usée qui a servi à creuser la terre : elle frappe fort, mais elle n' entre pas. [2.415 #3654]
Une bêche tout usée ayant servi à labourer la terre: elle frappe fort (jusqu' au manche), mais n' enfonce pas beaucoup. [2.165]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas oublier les bienfaits reçus. [2.415 #5429]
Parce quelle est trop émoussée. [2.165]

Ohabolana 2Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy. [2.558, 1.1]
Angady mondro sy reniakoho, ka izay mananda no resy. [2.415 #4362]
Toy ny angady mondro sy ny reniakoho, ka izay mananda no resy. [2.165 #1197]
Toy ny angady mondro sy reniakoho : izay mananda no resy. [2.653 #3181]
Toy ny angadimondro sy reniakoho, ka izay mananda no resy. [2.558 #4260]
Fanazavana malagasyEnti-milaza zavatra roa mitovitovy vidy; ka raha ampifanakalizana dia resy izay manampy zavatra hafa. [1.1]
Izany hoe zavatra roa mitovy vidy izy roa ireo ka raha misy olona roa mifanakalo azy ireo, izay mbola manome sandany, na fanampiny, an' ilay iray hafa dia azo heverina ho resy, namaty antoka. [1.1]
Zavatra roa mitovy ka tsy tokony hisy hihevi-tena ho voa na mahavoa izay mahazo ny anankiray aminy. [1.1]
Dikanteny frantsayComme une bêche usée et une poule (qu' on échange), celui qui donne quelque chose en plus y perd. [2.165]
Quand une vieille poule est échangée avec une bêche usée, c' est celui qui ajoute un supplément qui perd à l' échange. [2.415 #4362]
Fanazavana frantsayCe proverbe signifiait : de même valeur. [2.415 #4362]
Parce que les deux choses sont considérées comme ayant exactement la même valeur. [2.165]

Ohabolana 3Aza toy ny angady mondro, ka ny hakelezany no jerena, fa ny be efa vitany no hevero. [2.415 #5435]
Dikanteny frantsayNe jugez pas des choses, comme on fait d' une bêche usée, dont on ne voit plus que l' inutilité, sans songer aux longs services qu' elle a rendus ; mais au contraire, pensez à tout le travail qu' elle a accompli. [2.415 #5435]
Fanazavana frantsaySachez reconnaître les services rendus et les bienfaits reçus. [2.415 #5435]

Ohabolana 4Raha vinanto tsy azo ho zavatra, ny angadimondro no faingana. [2.653 #2725, 2.415]
Raha vinanto tsy azo ho zavatra : ny angadimondro no haingana. [2.558 #3680]
Dikanteny frantsayQuand le gendre n' est pas estimé des beaux-parents, ils prennent vite la vieille bêche pour le mettre à la porte comme on fait pour chasser les animaux. [2.415 #1473]

Fizahan-teny