<-
->

1Sm / 1Sam 4:6 And when the Philistines heard the noise of the shout, they said, What meaneth the noise of this great shout in the camp of the Hebrews? And they understood that the ark of the Lord was come into the camp. Ary rehefa ren' ny Filistina ny hoby, dia hoy izy; Inona re izany hoby mafy any an-tobin' ny Hebreo izany? Ary fantany fa tonga ao an-toby ny fiaran' i Jehovah. Ren' ny Filistina ny fikotrokotrok' izany hoby izany, ka hoy izy: Inona no anton' izany hobin-kafaliana mikotrokotroka any an-tobin' ny Hebrio izany? Dia reny fa ny fiaran' ny faneken' ny Tompo no tonga tao an-toby. Les Philistins entendirent le bruit de l' acclamation et dirent : " Que signifie cette grande acclamation au camp des Hébreux ? ", et ils connurent que l' arche de Yahvé était arrivée au camp.